|
|
|
|

Teny iditra1  maty amboa
Singan-teny  2  maty, amboa
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona [1.1]
Tovy hevitra  5  resy amboa, velona amboa

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/20